TIAKO IANAO (GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA FEAT RAVAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho, n'aiza mety alehako
N'inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao fa tena tiako Ianao

Tompo ô tsaroako ny fitiavanao
Inty mpanompo efa hatramin'izao
Niantso aho novalianao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

Tompo ô afoiko ny fiainako
Hoentiko hanompo Anao mandrakizay
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

REF:
Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho (Anilanao), n'aiza mety alehako
N'inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao

BRIDGE:
Niantso aho, novalianao
Nanehoanao fahagagana
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

Tompo ô tsaroako ny fitiavanao
Inty mpanompo efa hatramin'izao
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

REF: (X2)
Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho (Anilanao), n'aiza mety alehako
N'inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao

Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho (Anilanao), n'aiza mety alehako
N'inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA FEAT RAVAKA
Vangy : 725
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 0341131376
Daty : 28/12/2021 23:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817