Hoento ambavaka (Groupe Rinoh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona aho mitafy nofo sy ra
Manao hadisoana tsy mba lafatra
N'inona n'inona atao n'inona n'inona kasaiko
Ny ratsy foana no hita tsisy azo antenaina
Iza no tveuqxmm hiantra ity mahaonena
Hoento am-bavaka aho
Raha mba azonao atao namako o
Tsy tondro molotra no mety ampiova ahy
Fa Andriamanitra ilay be fitiavana
Ho any an-danitra any no tanjona iombonana
Ny fifamelana no sisa andrasana
Raha tena iray isika hiara-paly aminy
Handova ilay toerana izay lafatra sy ena cqupu sarobidy
Koa dia hifankatia fa isika ho iray ao aminy.
Ho ento am-bavaka aho
Raha mba azonao atao tononkira.serasera.org namako o
Tsy tondro molotra no mety ampiova ahy
Fa ilay gxykawp Andriamanitra be fitiavana
Hoento ambavaka aho
Izao hivavaka ho anao
Tsy hifanenjika na hifanaratsy koa
Fa hifanohana fa iray tanjona
Koa handeha hifampitrotro am-bavaka
Mba ho ento am-bavaka aho, izao hivavaka ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe RinohVisites : 994
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokytana1804
Date : 03/01/2023 10:02