Ny masoandro iva (Groupe Marika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro aza kdyb iva
Na koa efa ho diva
Ny vatany ictzsg no ho simba
Ny hafatra forir ankininay saminao
Hifonanay eto izy anio
Fa sisan'ady izy ankehitrio
Mba diovy ka hadio
fa mba te ho eo ankaikinao
Mba havoty hono hoe :ny fanahiny
Zay eloka sy ditrany, tsy hanaraka azy
Ny soa kely vitany ,tohizanay sahady
Fa izy io efa hamarana ny ady
Fa izy aza efa handao
Ka hiantrao raha tononkira.serasera.org sitrakao
ary koa mba hivavao
F'izahay hanankina aminao
Ry lanitra o!mba jereo
Ty mamanay mitoreo
Mitalaho ka vonjeo
Ny fiainana ety ,efa tapitra hatreo.
Tonony sy feony : HANDRINANTSOA
Na koa efa ho diva
Ny vatany ictzsg no ho simba
Ny hafatra forir ankininay saminao
Hifonanay eto izy anio
Fa sisan'ady izy ankehitrio
Mba diovy ka hadio
fa mba te ho eo ankaikinao
Mba havoty hono hoe :ny fanahiny
Zay eloka sy ditrany, tsy hanaraka azy
Ny soa kely vitany ,tohizanay sahady
Fa izy io efa hamarana ny ady
Fa izy aza efa handao
Ka hiantrao raha tononkira.serasera.org sitrakao
ary koa mba hivavao
F'izahay hanankina aminao
Ry lanitra o!mba jereo
Ty mamanay mitoreo
Mitalaho ka vonjeo
Ny fiainana ety ,efa tapitra hatreo.
Tonony sy feony : HANDRINANTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe MarikaVangy : 1014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : handrinantsoa
Daty : 17/11/2017 13:50
