Habibiana (gomor)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vehivavy novetavetaina avy eo novonoina ho faty
Fatin- dehilahy norasarasaina, feno tsatok' antsy
Fatin- jazakely vao mena vava nariana tanaty fanariam-pako
Fatin' olona nesorina ny taovany mbola notapahana ny lohany
Misy tsy mifadi-drovana
Tsy manana fatahorana
Fa toy ny mahafinaritra azy
Ny mijery olona ho faty
Ref: Isan' andro izao
csozn Zany foana no re
Amin' ny filazam-baovao
tononkira.serasera.org Tsy misy farany ve!
Vaky trano vono olona
Habibiana
Fanafihana andian-jiolahy
pumipqov dbemg Mironga fiadiana
Gomor

--------
Rohy: