Ianao iny (GangstaBab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fomban'ny sipa ange ny misisikaRehefa may ny endim-boanjo
Fa na ny voalavo ange mipitsika
Refa hilentika ny sambo
(* 2)
Le, le, le, le
Lay maha lehilahy, lay maha lehilahy
Lay maha lehilahy, lay maha lehilahy
Lay maha lehilahy anao io ihany
No nahatonga an'zany
Lay maha lehilahy anao io ihany
No nahatonga an'zany
REFRAIN
Fa mbola ho azoko ianao iny e
Ho azoko ianao iny e
Iny e! iny e! iny e
(* 4)
Tsy ho vitako anie ny hitazona an'ity zaza ity
Nametraka enao dia lasa, lasa nipitsika ary
Zà oainn @ bofy sy bainn à, tsy azo atao parsi
Fœtus tsy takona afenina, @ échographie
(* 2)
REFRAIN
Gangsta à!!!!
Ozy enao tam'zany an!
Hoe izaho tianao otran trondro:
Sady ompiana no angalana taranaka!
Zà tsy niteny an’izany an!
Fa ianao hoà tiako ohatry ny akondro:
Tsy tsaroana raha tsy efa ramaka
Tsy tsaroana raha tsy efa ramaka???
Mihisakisaha!!!!
An? raha tsy efa ramaka???
Ianao koa toa sipa mi-scène
Efa hoe mihisakisaha
Midororororo tsy laitra tenenina
Hoe mandehana mi-pà
Zà ange mipenipenina
Ny saiko efa mila hivaha
Satria zà tsy hizaka blem
Nefa lay zaza tsy an’ahy
Bevohoka tsy takona afenina
Hoe bikin'i Gangsta
Zà am'zao dia manenina
Tafajabaka anaty combat
Nefa kobon' ny mpiara-belona
F'ianao be lehilahy
Testeo mihitsy aloha ny ADN
Ahitana ny résultat
REFRAIN
GANGSTABAB
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : GangstaBabVangy : 15822
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 14/08/2015 17:52