Mampisinda ny aretiko (FSC Mozika ft Geoscar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️𓊈Izzli𓊉
Vo mifoha maraina yow
Dia tsisy afatsy enao
Mampidoboka ny fo
Maivamaivana ah
Raha vao misy anao ooh
Ef’enao ny fanafody
Sanatria zah raha azon’ody
Rehefa eo enao zah tsy maika mody
Tsy fananiko ah
Raha tia zah
Fa efa enao le izy
𓊈Geoscar𓊉
Raha matory zah de fohazo
Otrany we nofy mantsy ny hiainako
Zavona rehetra avy de nisava
Nefa io tsy film na fahagagana
F’enao ny fanafody
Efa resy aho omaly mantsy eh
Enao no nanisy lasantsy anah handroso
Enao no nitantana
Enao nanampy anah ho lasa ambony be
Iza moa no nampitraka
Tam’zah lavo marina
Haiko ny eto tsisy lavorary
Misy anao ravoravo
Vomay mitraka ah
Ref :
Zah tsy hitady an’iza
F’enao no nanasitrana ny ratra omaly
Tiko raha tanana zey rehetra ho avy
Efa nangatahako tamin’ny Avo
Hoe ze misopatr’eo tsy mahavoa
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Zah tsy hitady an’iza
F’enao no nanasitrana ny ratra omaly
Tiko raha tanana zey rehetra ho avy
Efa nangatahako tamin’ny Avo
Hoe ze misopatr’eo tsy mahavoa
𓊈Mek’s𓊉
Nisinda ny
Aloky ny fiainana noho ny fitiavana an’ndry
Filaminan’ny saina no tena mahatonga ahy tena hankafy
Tsy mila an’iza aho fa mahatsiaro sambatra manam-pitia
Eo anilandry misinda ny aretina rehetra nisolo fitia
𓊈Eboy𓊉
Ilay tsiky mampitony ahy
Ilay masonao mijery ahy
Mampitombo ny ambopoko
Manasitrana ny fery
Tsy nilaina fanafody na nakana dokotera
Sitrana vao enao mijery ahy
Maikamaika hody mba aheno an’ilay feoanao
Mibitsika ahy hoe «i love you »
Ref :
Zah tsy hitady an’iza
F’enao no nanasitrana ny ratra omaly
Tiko raha tanana zey rehetra ho avy
Efa nangatahako tamin’ny Avo
Hoe ze misopatr’eo tsy mahavoa
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Zah tsy hitady an’iza
F’enao no nanasitrana ny ratra omaly
Tiko raha tanana zey rehetra ho avy
Efa nangatahako tamin’ny Avo
Hoe ze misopatr’eo tsy mahavoa
𓊈Pike𓊉
Tiako raha ho doria
Ho anah ilay fondry
Hiara dia, hifankatia
Hakariko raha sitrany
Sitrana aho vao nisy anao
Nifamahofaho ben y tany aloha tany
Voafafa dolidoly vao nisy anao zah
Anilanao zah kiala tsisy tomany
Matoa zah falifaly dia noho ianao ihany
𓊈Rimjah𓊉
Satriko ary ve moa tsy hiona fona ah
Ny aretiko tsy sitran’ny téléphone ah
Enao ihany no afaka manafoana ah
Raha hilaozanao eo Jah inona ny ataon’lah
Mangoritsana ah wa mahavita misoty
Itsikiko ihany na ndraindray mampifila
Be ny sipa fa enao ry la Mozika
Itokisako tsy hivadika na oviana
Feoanao omaly iny ihany no mbola henoko androany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FSC Mozika ft GeoscarVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 09/03/2026 20:14
