Mila manala (Frmc 503)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
B2K:
Eto tsisy miala maina mandra maraina
Sound système show fin ra dizina ny ilaina
Kezakezaka filinina fa tsy iesana saina
Tsy manana kolontsaina respet mitovy tandem
Mampientanentana ny marary efa miala aina
Tsisy manahy gyal
Tsisy manahy gyal

Aza mialangalana fa avy manatôgna
Tsika tsy itomany androany fa isôma
Sômasômaiko kô zaka raha tiako
Fafinaretany saiko io ka tsy hariako
Avy magnatôna ,avy avy raha isôma
Reeto zay tafahogna,zanan-tsihanaka io ry gôna
Babilone may,tsy ilaina rasta zay
Zay zao ny manampy f'efa tonga mamay
B2k'aya anatin'ny moov anatin'ny feeling mila anao sound system  show finn aa

Ref:
P-rynks:
Tsy akanay lagy ti fa vitanay e.
Refa mahay manala enao defa zay e
Ataov mlai 'ataov mlai
Tsy akanay lagy ty fa vitanay e
Refa mahay manala enao defa zay e
Ataov mlai ,,,,,e,,alefa ary gyal

P-rynks:
Pandy hip hop na pandy ragga
Fety androany mila midonaka
Aza menatra fa avy ra sa
Apidola apetsiketsika anlay entana
SamŸ manao ze mety e
Fa eto tsisy beb e
--------
Lien:
Commentaires
jessysondroniaina ( 26/08/2017 15:21)
Ilaina ny manal'azy eo amin'ny fiainana mba hamafana ny adin-tsaina
prynks ( 27/08/2017 15:01)
Mlay ragga le vazo a !
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Frmc 503
Visites : 2750
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : jessysondroniaina
Date : 26/08/2017 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292