Aminao (Fr Solofo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-poana izay rehetra soskoftu jerena,
Rakotra aizina ity firenena
Aretina mitombo isan'andro
Tsy vitsy ireo idirana angano.

Vaky ny loha miasa saina,
Toa tsy hita intsony izay hantenaina
Herisetra toa manao sesilany
Tompo ô! mitaraina ny tany.

Aminao!
Jesôsy ôh!
No vahaolana tsara
Hoan'i Gasikara, Aminao!
Jesôsy ôh!
Fiadanana tsy ritra
Fifaliana tsisy fetra, Aminao! Jesôsy ôh!
Fahasoavana be,
Fitahiana, fiainan-tsambatra, Aminao! tononkira.serasera.org
Aminao!, Aminao!

....

Rava ilay fihavanana tsara
Miady egoxbb an-trano ireo dimby sy fara
Manjaka ny fitiavan-karena
Mamono, mambotry firenena.

Mifanenjika ao ireo mpianakavy
Mila hifamono, hifamosavy
Jesôsy ô!, mba hamindrao fo
Mamelà ity Nosiko.

*Aminao!
Jesôsy ôh!
No vahaolana tsara
Hoan'i Gasikara, Aminao!
Jesôsy ôh!
Fiadanana tsy ritra
Fifaliana tsisy fetra, Aminao! Jesôsy ôh!
Fahasoavana be,
Fitahiana, fiainan-tsambatra, Aminao!
Aminao!, Aminao!
(X2)

Famonjena wzdk hoan'ity Nosinay! (x3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fr Solofo
Vangy : 275
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 19/12/2025 07:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295