Amboary ny ho avinao (Fr Hery)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
manan-kambara ve ianao?
Raha sanatria Izy ka milaza hoe
mialaha amiko ianao mpanao meloka
Amboary ny ho avina
Mibebaha an-dranomaso raha azo atao
Raiso tononkira.serasera.org Jesosy ho mpanjakan'ny fonao
Raiso Jesosy ho Mpanjakan'ny fonao
Raha ho avy ocxdq ny Tompo izao anio izao
Manan-kambara ve dabhelpr ianao
Raha tsy manao ilay Lamba mariazy
Atsipin'ireo anjeliny any amin'ny cgrpnltb afobe

--------
Rohy: