JESOSY NY ANTSIKA (Frère Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy n'ntsika jiaby Jesosy n' tsika (2)
Jesosy n'ntsika jiaby Jesosy ny antsika

Jesosy io Zama tsy mba manavaka
Tsisy jiosy na lentilisa ho zanany
Mandova paradisa
Jesosy io Zama tsy azo vazivazigny
Izay afafin'ny ôlo no jinjainy

Hoeh!

Jesosy ny antsika Jesosy mahita
Jesosy ny antsika hatramin'ny farany
Jesosy ny antsika Jesosy mahare
Jesosy ny antsika mandrakizay eh!
           Eeeeeh! Décidé
           Eeeeeh! Décidé eh eh eh!

Oiah ! Oua oua oua oua hei !
Mmmhh!  Mmmmhh!

Jesosy io Zama tsy mifidy tavan'olo
Anao koa décidé Izy toujours paré
Jesosy io Zama tsy azo vazivazigny
Izay afafin'ny ôlo no jinjainy

Akory eeei! Anô afak'eh! Hôy!

Houiah! Houy houy!
Jesosy n'ntsika zalaha aby eh!
Aza miala aminazy he he ! Houiah!
Ieeeeeeeh! Heh! Lahy eeh!
He faignako oooh! Aminao Zanahary tiako oh !
Ouiah!
Hitako Jesosy io (2) regnin'i Jesosy io
Eeeeeh! Jesosy eeei! Tiako Anao

Aza miala aminazy (2) Tô tsy miala aminazy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Frère Hery
Vangy : 778
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Samson Patrick
Daty : 12/12/2022 15:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4584