3f (Fmz (r.andri))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa hifarana
ny andro
hifarana ny etÿ
hiova loko ilay masoandro
hiova vaovao
manakaiky
hatomotra
ny faran'ny zava-drehetra
hararaoty izao anio izao

fiverenana:

finoana
Jesô maty ho anao
fanantenana
ilay tononkira.serasera.org fiainam-baovao
fitiavana
no nahatoizao anao
koa mifankatiava
doria mandrakizay.

aoka ho fantatrao
fa any am-parany any
dia hisy andro maha-ory
ka ny olona ho ti-tena
ka ny olona ho ti-vola
ho mpandoka tena
ho lasa lcshva mpiavonavona
dia miteny ratsy
tsy manoa ray sy reny
omena tsy misaotra
tsy manaja izay masina
omena tsy misaotra
tsy manaja izay masina

fiverenana:

finoana
Jesô maty ho anao
fanantenana
ilay fiainam-baovao
fitiavana
no nahatoizao fqhz anao
koa mifankatiava
doria mandrakizay.

r.andri hohnvfka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fmz (r.andri)
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fmzabe1987
Daty : 06/10/2026 06:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346