Jesosy no lalana sy fahamarinana (Fiainako ny Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainanaLalana marina makany amin'ny Ray
Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana
Lalana marina makany amin'ny Ray
2_Jesosy Tompo no tena mpiandry ,mpiandry tsara
Nanolotra ny ainy hamonjy ny ondriny
Jesosy Tompo no tena mpiandry ,mpiandry tsara
Nanolotra ny ainy hamory izay nania
3_Jesosy Tompo no mofon'aina sy rano velona
Miantso anao izy anio hanantona azy
Jesosy Tompo no mofon'aina sy rano velona
Miantso anao izy anio hiray latabatra aminy
A/C: Tsinjo ANDRIANIRINA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fiainako ny FideranaVangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ffiderana
Daty : 27/05/2025 20:01
