Lavitra ahy (Faniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Nanadino pqvghe ahy ve ianao?
Mahatadidy zjodxbge ahy ve ianao?

Vao mihiratra
Ny masoko
Dia ianao no ato an-doha
Ny feonao no tiako ho re koa

Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola bzvx tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy

Mifanjohy ny andro
Ny volana koa
Tsy tononkira.serasera.org mety lefy ny ao am-po
Mankarary ny saiko

Any ianao 'zay
Mba mahatsiaro ahy
Mbola tia ahy ve ianao?
Mitempo ho ahy ny fonao?

Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy


Tonony sy feony : Faniah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Faniah
Vangy : 6719
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/09/2017 13:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535