Nirina (Emmanuel Jean Rabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nirina o ; Ianao no iainako eto antany
Tsy pwoqamxv misy handrara ahy amin izany
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
Nirina o; Ny olona ireo tsy mba tsara
Ka raha mba manana ho ambara
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka blfuco aza lavinao ,Ny faniriako
(Refrain)
Rahoviana indray no hiaona
Tsy tafandy aho isan alina
Sasa-poana e, Nirina o
Itady anao
Nirina o, Iriako ianao mba ho eto anilako
Mba tanteraho ny sitrapoko
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza vxijq lavinao ,Ny tononkira.serasera.org faniriako
Tsy pwoqamxv misy handrara ahy amin izany
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
Nirina o; Ny olona ireo tsy mba tsara
Ka raha mba manana ho ambara
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka blfuco aza lavinao ,Ny faniriako
(Refrain)
Rahoviana indray no hiaona
Tsy tafandy aho isan alina
Sasa-poana e, Nirina o
Itady anao
Nirina o, Iriako ianao mba ho eto anilako
Mba tanteraho ny sitrapoko
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza vxijq lavinao ,Ny tononkira.serasera.org faniriako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emmanuel Jean RabaryVangy : 657
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 25/01/2024 10:54
