Hiverina (Elien)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapanao ve ny alahelo ?
Hitanao izaho nitomany ?
Iza no scndvz hitarainako raha tsy aminao irery ihany
Efa very aho ka hita indray,
Efa resy aho ka miantso anao tononkira.serasera.org Ray
Oh Ray...
Anaty lavaka aho, mitabataba miantso Anao
Mitomany lava ny fiainako e
Haizina foana no iainako e
Tsy mba nitodika taminao aho fa variana tamin'izao tontolo izao
Anaty ady aho vao mahalala miantso Anao
Réf:
Oh oh oh
Raha tsy nianjera aho tsy nahalala ny hiverina
Oh oh oh
Efa anaty ady aho vao cgcd mahalala miantso Anao
Miverina ao an-tsaiko ireo anatra hatrizay
Ireo teninao nitaizana ny fanahy
Hiverina Aminao qdwyt aho fa ampy angamba izay
Fa ny miaina Aminao no mahavonjy ny fanahy
Hilaozako avokoa ireo ditrako taloha
Omeo fo vaovao afaka hitoeranao
Hiverina aho

Efa anaty ady aho vao mahalala miantso Anao
Bridge :
Hiverina aho
Oh ou ou

--------
Link: