Ampidiro aloha ny tenimiafina
joy kym (El'ey Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na iza na iza no manohitra an ‘i JOY Dia tsy hahavoazera anah izany izy
Fa izaho tsy sasatra ny miteny an-lah fôna
Fa ny text efa mameno valizy
Fa elah anga tsy mino we
Efa nisy sipa niaraka t@ko ange
Ao fa hoentiko eo izy
Ho ataoko ho hitan –lah
Fa zao aloha mbola tsy ao @ studio izy
Ao fa ho ataoko ho ataony ny refrain
Refrain;ireto izay fa tonga indray
Fa ianareo tsy mety fay
Fa ny ao an-tsainao dia hoe hamotika anay
Fa ianao dia tsy haharava anay izany
Za konko tsy mivazavaza fa miteny mora iany
Tsy sasatra ilisany miteny we
JK EL ‘ J , NATH RN
Dia miteny we ireny pihihra tsy misy fotony anie
Fa izahay tsy matin-izay taim-bava
Fa ny anay koa ny taim-bava aty tsy lany , fa aty elah rah toa ka haka
Fa ny vazon-nay aza mikifa hatramin-ny obama
Barack
Izahay telo mianadahy
J K A ny anay no pamorobna
Tsy hahalany anay izany ialahy
Fa vao maheno elah dia ho lasam-borona
Ao fa ho kôziko elah we
MUSIC BY JK
Henon-lah tsara izany e!
Fa efa we ireto izahay fa tonga indray wa
Refrain;ireto izay fa tonga indray
Fa ianareo tsy mety fay
Fa ny ao an-tsainao dia hoe hamotika anay
Fa ianao dia tsy haharava anay izany
Za konko tsy mivazavaza fa miteny mora iany
Enjeho izahay lesy , fa tsy ho tratran-lah
Hozony izahay fa tsy ho fatin-lah
Opay ko izahay ra toa ka mafy be ialahy
Fa izahay lesy tsy sasatra ny miteny @ lah
*Indro lesy* za, fa tonga indray
Fa ilisany tsy mety fay
Fa mba enoy ihany le kôzin-nay
Fa ialahy ho hatoronay we
Hoatr-izao atao rehefa miheno ny vazon-nay
JKA , io ialahy
Zay lesy tsy miala @ lah
Za konko tsy tia maka fanahy
Fa tiko ny maka fy
Hiondanako ny anah
Ny insta , ny instru RMB
Refrain;ireto izay fa tonga indray
Fa ianareo tsy mety fay
Fa ny ao an-tsainao dia hoe hamotika anay
Fa ianao dia tsy haharava anay izany
Za konko tsy mivazavaza fa miteny mora iany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : El'ey GasyVisites : 2585
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jkan
Date : 21/06/2017 11:25
