Mahareta zandry (Eddy chargath)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin’izaho mbola nianatra,
Sahirana aho satria lavitra ny sekoly
Tokony ho eo @dimy km aaa
Tsy kivy aho na dia reraka tsy natory
Tsy inô no nahatonga izany
Fa naniry aho @’ireo rhpdnu namako efa afaka
Tsy inô, na dia nijaly toy izany aza ianao
Mahareta zandry ccmeul ee!!! Tsy maintsy ho tafita
Rehefa lehibe aho tsy maintsy nitady asa aa!!
Fijaliako t@ izay enim-bolana tsy nikarama,
Tany @’ny faritany andrefana any e!!
Nahita asa ihany aho, sady mbola salama tsar any tenako
Tsy inô no nahatonga izany
Fa naniry aho @’ireo namako efa afaka
Tsy inô, na dia nijaly toy fjuwfmc izany aza ianao
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita
Tsy inô no nahatonga izany
Fikelezako aina mba hitsinjovaka ny hasambarana any aoriana
Tsy inô, na tononkira.serasera.org dia nijaly toy izany aza ianao

Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita aaaa!! X3
Mahareta zandry ee!!! Tsy maintsy ho tafita ianao!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eddy chargathVangy : 2117
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hobyandrianina
Daty : 02/01/2020 12:33