Ahoana ianao aminahy (Dollyh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INTRODUCTION:

(Anao io bella na mety na tsy metymety eeeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra anao
Bella........eeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra ianao)

1er Couple:
Andraso fa zah ne tia eee....
Netsika ataovy valide ooh....
Sokafako ny fonao rah mihidy eeeh eh.....
F'enao tsy ho tompon'tsafidy eoh oh....


Bridge:
Fa manino no tsy mijery
Manino no tsy mivola
Ianao ne rah nahalala ny momba anah de tia ahy

Zaho anie oa tsy mivilivily
K'aza mamilafila
Tsy hiresa-be zaho, f'ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia

Refrain:
Tsy mila resa-be f'ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia
Tsy mila resabe be be eeeh eeh ehhh
Ahoana ianao aminah

2nd Couplet:
Tsy manao fikan'ankizy eeeh eeh...
Sao de hampiditra kizo oh oh ohh....
Tsy mila blablabla
Numero anao zah tsy angataka....
Tsy MP fa realiteooooh

Bridge:
Fa manino no tsy mijery
Manino no tsy mivola
Ianao ne rah nahalala ny momba anah de tia ahy

Zaho anie oa tsy mivilivily
K'aza mamilafila
Tsy hiresa-be zaho, f'ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia

Refrain:
Tsy mila resa-be f'ahoana ianao aminahy
Dia andao hifankatia
Tsy mila resabe be be eeeh eeh ehhh
Ahoana ianao aminah

Ay ayah...ooohoohooo
eeheeeh
I need now oh
give me a love

Fa manino no tsy mijery...........

(Anao io bella na mety na tsy metymety eeeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra anao
Bella........eeh
Tsisy tsiny fa alaiko amboletra ianao)
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 12/01/2023 19:16)
Tsara, le autotune kely fotsiny tsy dia nahazatra sofina. Raha manao acoustique koa mety hilay.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dollyh
Vangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ankadindrap
Daty : 11/01/2023 09:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8359