Hifandao (Datl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pkzenww Tonga ilay andro vrsc hifandaozana indray
Raha handeha any ho any
Handeha any lavitr`
Any fotoana iray mbola hiaonana indray
Hanoy tononkira.serasera.org ireo lasantsika
Dia ny hira sy mozika
  Hiaraka rkpmzz foana isika
  Kilalao tsy ho vita
  Hiverina eto indray any
  Lalao mozika
  Filalaontsika
  Ainam-panahy
  Ho ahy sy ho anao
  
Atolotra hoan`ny Banby akama"M`boutah"
TOKY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Datl
Vangy : 2856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : medel
Daty : 15/10/2006 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364