Malahelo cherie (Dadah de Fort-Dauphin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho o!o! tomagny!, 'sy tomagny nagnino, fa tomagny an'iha!
....
Haiko cherie, fa 'sy mety aby 'gny raha nataoko ô!
Ka ifonako aminao, cherie ee!
Maro loa'sy 'gny pagnara'sy
Maro koa miseho mahay e!
'Gny momba an'sika roa, cheriko e!
'Sy sitrapoko cherie
'Ndre 'gny nialiako tamin’iha
Narary loa'sy 'gny foko ô! ôôô!
....
Haiko cherie, fa 'sy mety aby 'gny raha nataoko ô!
'Dah ifonako aminao, cherie ee!
Maro loa'sy 'gny pagnara'sy
Maro koa miseho mahay e!
'Gny momba an'sika roa, cheriko e!
'Sy sitrapoko cherie
'Ndre 'gny nialiako tamin’iha
Narary loa'sy 'gny foko ô! ôôô!

Ref:
Malahelo ’zaho cherie
No maha'siaro 'gny raha nataoko
'Sy mety e! eeeiah!
Ifonako aminao tagnandroa
Izaho mbô tia, azafady e!
(X2)
....
Anao fa nisipa, namanta 'sy nihita
Anao sakeza, nandeha hanagneza
Izaho 'sia, nagnaraky vavan’olo 'sy tia, ra'sy e!
(X2)

Ôôh! la! la! Nanegnenako!
....
Ref:... (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dadah de Fort-Dauphin
Vangy : 5839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lens
Daty : 10/08/2005 07:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0755