Hatokako ho anao (Chorale MIANTSA Ambalavao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro ny feonay ry Tompo, mihira miantso anao,
Fa miandrandra fanampiana avy aminao.
Ampianaro hizara fifaliana ho an'ireo namana,
Hamafa ny fahoriana.
2- Tena fikasako tokoa ny hanompoana anao
Amin'ny asako isanandro, nefa
Mbola resin'ny fakam-panahy
ka inty aho mitalaho, mba tafio ny herinao.
3- Ao anatin'ny mangidy ny euswltum sedkdne fiainanay ety,
Feno ady sy tomany mafy,
Nefa oecgntyh kosa mbola manantena
Fiainam-baovao mirana mandrakizay.
Ref:
Fa ny fitiavano tsisy fetrany,
indro ny foko ka idiro, tononkira.serasera.org anjakao.
Hatokako ho anao ny fianako tontolo,
mba raiso na tsy mendrika aza.
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale MIANTSA AmbalavaoVisites : 896
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rfo_project
Date : 13/12/2022 21:54