Kotro-baratra (Bruno RAISNER)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy diniko arô, tsy diniko edy e
Ny tsy hahita anao anatin’ny andro maromaro
Jerijery anao mafy izaho rô malalako
Izegny no mahatonga zaho
Mamangivangy anao matetika

Mafy ny herim-pitia arô
Hitanao fa na dia maizigna ny andro
Ny kotro-baratra, arahin’oran’andro
Tsy ataoko sakana tsy andeha atôy
Fôtôny pysbqrw tsy tantiko ny foko,
F’aminao foana ny eritreritro

Fitiavako anao donky efa dila loatra rô
Zaho ko tsy mahita anao karaha mararirary e
Nefa aretiko iny tsy mahita dokotera
Tsisy olon-kafa eky yzcisno e, f’anao iraiky fanafodiny


Mafy ny fitiavako anao arô
Hitanao fa na baokjuzc dia maizigna ny tononkira.serasera.org andro
Ny kotro-baratra, arahin’oran’andro
Tsy ataoko sakana tsy andeha atôy
Fôtôny tsy tantiko ny foko,
F’aminao foana ny eritreritro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bruno RAISNER
Visites : 33953
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/07/2002 14:08
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0184