Ny vary naketsa (Betsy Kanada)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indray andro nandalovana Razezo
Tamin'izay andro izay e...
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro o
Fiv.
Eny e , tcsxek anio e, no andro e
nahaterahan-drazezo
tao Betilahema .
ie Razezo Zazakely e
2. Raha vao nitoriteny ho aho Razezo
tamin'izay andro izay e...
Ny Vary naketsa
ie, dia masaka indray andro
Fiv.
3. Ny Anjely niarahaba anao ry Maria
tamin'izay andro izay twrzqbm ribumugf e..
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro.
Fiv.
(Miverina indroa aby ny andininy tononkira.serasera.org sy ny fiverenana)
Tamin'izay andro izay e...
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro o
Fiv.
Eny e , tcsxek anio e, no andro e
nahaterahan-drazezo
tao Betilahema .
ie Razezo Zazakely e
2. Raha vao nitoriteny ho aho Razezo
tamin'izay andro izay e...
Ny Vary naketsa
ie, dia masaka indray andro
Fiv.
3. Ny Anjely niarahaba anao ry Maria
tamin'izay andro izay twrzqbm ribumugf e..
Ny vary naketsa
ie, dia masaka indray andro.
Fiv.
(Miverina indroa aby ny andininy tononkira.serasera.org sy ny fiverenana)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Betsy KanadaVangy : 265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetiarison
Daty : 29/06/2026 14:38
