Namako sariaka (Benja ANDRIANTAHINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao dia iray tononkira.serasera.org tanàna
Indrindra koa moa f'iray lycée
Indreny mifampitaona vao maraina
Ndeha ho any an-tsekoly, mivimbina kahia
Rehefa ianao no te-hody
Tsy miera akory
Tsy mandraharaha
Manao tsidi-pahitra foana ny sekoly
Ny itiavako anao d'ianao sahisahy
Ry namako sariaka feno rdwsa fitsikiana
Midoboka ny foko manana anao
Ravoravo fo, feno fifaliana
Malahelo kosa raha ilaozanao
Tadidinao ve ireo andro efa lasa
Izay niarahana tam-pahendrena?
Tsy haiko hohadinoina na hoe hofafàna
F'efa natokako ho fotoana volamena
Herintaona sisa dia hiaraka isika
Tsy hobedesin'i neny intsony
I Neny izay nataoko hoe olona fetipzy masiaka
Hay tsara fanahy marina tokoa
Hijaly anefa isika ry namako sariaka
Hamakivaky irery izao fiainana izao
Hisedra ny mangidy, higoka ny mafaitra
Na ho sambatra aza yztppr eo anilanao
Namako,
Namako....
Indrindra koa moa f'iray lycée
Indreny mifampitaona vao maraina
Ndeha ho any an-tsekoly, mivimbina kahia
Rehefa ianao no te-hody
Tsy miera akory
Tsy mandraharaha
Manao tsidi-pahitra foana ny sekoly
Ny itiavako anao d'ianao sahisahy
Ry namako sariaka feno rdwsa fitsikiana
Midoboka ny foko manana anao
Ravoravo fo, feno fifaliana
Malahelo kosa raha ilaozanao
Tadidinao ve ireo andro efa lasa
Izay niarahana tam-pahendrena?
Tsy haiko hohadinoina na hoe hofafàna
F'efa natokako ho fotoana volamena
Herintaona sisa dia hiaraka isika
Tsy hobedesin'i neny intsony
I Neny izay nataoko hoe olona fetipzy masiaka
Hay tsara fanahy marina tokoa
Hijaly anefa isika ry namako sariaka
Hamakivaky irery izao fiainana izao
Hisedra ny mangidy, higoka ny mafaitra
Na ho sambatra aza yztppr eo anilanao
Namako,
Namako....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Benja ANDRIANTAHINAVangy : 4676
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 13/10/2016 09:24
