Il est a moi (B-Lu)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Il est a moiEfa azy aho
Tsapako izy fa maditra
Modiko tsy hita
Zaho tsy mba sarotiny
Fa mbola an’azy daholo
Rano no mande
Aty ny tavoangy consigné
Ny fitiavany efa ahy
Fa i ndry no alainy fanahy
Raha mbola misy tia
Matoky tena aho f’izaho ihany no tiany
Zaho koa efa zatra miafy
Tsy izao aho fa manan-drafy
Lehilahy kapain-tsy hita fery
Fa i ndry no tsisy jery
Cherie-naka hoy aho mijangajanga
Fa mbola tamana (Fa mbola tamana)
Cherie-naka tsy mba entiko amin’ny sanga
Tsy asiko lalàna (nan nan nan nan nan)
Cherie-naka maro vehivavy e !
Fa Odiko marenina eeee… (Odiko marenina e)
Cherie-naka manalazy
Satria mbola jeune
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy teninao o ?)
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy, ahoana ozy ?)
Fa tsy raharaha nga no ilaina ?
Asio re ny fahaiza-miaina
Enao ko raha tsy koy ka terre
Ampandadizo 4 Pattes (fa tandremo sao maty)
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy teninao o ?)
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy, ahoana ozy ?)
Cherie-naka tsy mba entiko amin’ny sanga
Tsy asiko lalàna (nan nan nan nan nan)
Cherie-naka maro vehivavy e !
Fa Odiko marenina eeee… (Odiko marenina e)
Cherie-naka manalazy
Satria mbola jeune
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy teninao o ?)
Oyoh (Ahoana ozy teninao ?)
Oyah e (Ahoana ozy, ahoana ozy ?)
Efa azy aho
Tsapako izy fa maditra
Modiko tsy hita
--------
Rohy:
