Sasa-miandry (Ax)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba zarao amiko
izay ao amponao ao
mila tsy ho tantiko
ny miandry toy izao
manontany tena aho
izay dfxpwz mety ho valin-kafatrao
toa manantena aho
toa tononkira.serasera.org miahiahy fatratra

marary aho
nefa tsy fantatrao
ny fitiavana tsy kilalao
ity foko ity
no manosika ahy
hiandry anao

hiandry anao

Mikorontana ny saiko
torovana ny nyfqpen fo
izany no zakaina e a
rehefa tena tia tokoa
teo ihany ny andro
toy izany koa lbkmorhx ny olana
mbola miandry foana aho
ilay valin-teninao e aho!

marary aho
nefa tsy fantatrao
ny fitiavana tsy kilalao
ity foko ity
no manosika ahy
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao


marary aho
nefa tsy fantatrao
ny fitiavana tsy kilalao
ity foko ity
no manosika ahy
hiandry anao

marary aho
nefa tsy fantatrao
ny fitiavana tsy kilalao
ity foko ity
no manosika ahy
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao
hiandry anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ax
Vangy : 544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tahiry94
Daty : 06/12/2025 19:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0214