tantaram-piainana (ANTSA AN'I KRISTY FRANCE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantaram-piainana an-dafy ity
Misedra olana maro ery
Miriorio mitady izay hahasoa
Miala nenina nefa ho aiza moa
Hainao fa ny tena mafy be
Mba fantatrao ve ny atao hoe sans papier
Zany no atao hoe mi-galaire tononkira.serasera.org e
Mibabababa mitalaho ts\\’isy mpandre
ref:Aminao zahay Jesoa mitovy zo
Na tavaratra eyoca io na vazaha na sinoa
Nefa avahinao zay mino Anao Jesoa
Zay mametraka ny fiainany Aminao
Jesoa malala io ny fiainako ho Anao
Na mitraka aho na mandady fantatrao
N\\’aiza n\\’aiza misy ahy itanao
Tsy hamela ahy hijaly ela Ianao
Ny zanako sy ny asan\\’ny tanako hoy Ianao
Dia aoka fa ho adidiko xemayyhw ihany izao
N\\’iza jxxhfv n\\’iza no tena mijaly be
miaraka Aminao ny olany dia régler

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSA AN'I KRISTY FRANCEVangy : 3208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/04/2005 12:24