RY ANKANY TIAKO LOATRA (Andrinirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa kivy ambony ihany aho
Raha andao anao gmvkl
Voatery hanainga izao
Ho any lavitra any
Tsy hoe antsafidy
Hanefa ny adidy
Ry ankany tiako loatra
Zaho tsy afa-manoatra
Tso-drano no angatahako
Mba ho soa ho tsara
Hiverina tononkira.serasera.org any ampara tsy ho sampona ny lalako
Any andro bcedh iray
Raha mbola velona eto an-tany
Dia mbola ihaona ihany
Ho avy aho anasoa
Sy hivimbina ny mamy
Ho anao jehb r'ilay ankany
F'izaho na lavitra aza
Ny saiko malala
Tsy miala eny aminao
Ianao irery no ahy f'aza dia manahy
Ny hanadino anao tsy ho haiko
Ry ankany tiako loatra...
Raha andao anao gmvkl
Voatery hanainga izao
Ho any lavitra any
Tsy hoe antsafidy
Hanefa ny adidy
Ry ankany tiako loatra
Zaho tsy afa-manoatra
Tso-drano no angatahako
Mba ho soa ho tsara
Hiverina tononkira.serasera.org any ampara tsy ho sampona ny lalako
Any andro bcedh iray
Raha mbola velona eto an-tany
Dia mbola ihaona ihany
Ho avy aho anasoa
Sy hivimbina ny mamy
Ho anao jehb r'ilay ankany
F'izaho na lavitra aza
Ny saiko malala
Tsy miala eny aminao
Ianao irery no ahy f'aza dia manahy
Ny hanadino anao tsy ho haiko
Ry ankany tiako loatra...
--------
Link:
Comments
seul110
(
14/04/2015 20:51)
Mba mangataka rohy azahoana io hira io tompoko fa tiako be! mety daholo na alefa mailaka aza!
misaotra mialoha
misaotra mialoha
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AndrinirinaHits : 3643
Likes : 0 Like
Created by : rajy
Date : 14/10/2009 20:16
