Entre tes mains (AMF Paris)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Napetrako eo an-tànanaoNy adintsaiko mampanahy
Ny zava-manahirana ahy
Sy izay nodiaviko hatrizao
Napetrako eo an-tànanao
Ny entana izay nolanjaiko
Ny sento sy fanantenako
Ny anton’izao aiko izao
Napetrako eo an-tànanao
Na fifaliana na tomany
Na fahantrana, harena an-tany
Sy izay nahiako hatrizao
Napetrako eo an-tànanao
Na maty aho na velona
Na ho salama na marofy
Hatramin’izay ka hatrizao
Fa soa ny eo an-tànanao
J’ai tout remis entre tes mains
Ce qui m’accable et qui me peine
Ce qui m’angoisse et qui me gène
Et le souci du lendemain
J’ai tout remis entre tes mains
Le lourd fardeau traîné naguère
Ce que je pleure ou que j’espère
Et le pourquoi de mon destin
J’ai tout remis entre tes mains
Que ce soit la joie, la tristesse
La pauvreté ou la richesse
Et ce que jusqu’ici je crains
J’ai tout remis entre tes mains
Que ce soit la mort ou la vie
La santé ou la maladie
Le commencement et la fin
Car tout est bien entre tes mains.
Fa soa ny eo an-tànanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF ParisVangy : 8485
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : rakotoson.laingo
Daty : 16/10/2017 22:26