sambatra izay mitoetra (Amboarapeo Imprimerie Adventiste)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bqtww (Fa) Sambatra izay mitoetra
Ao atranon'ny Avo indrindra (Ao tranon'i Jehovah)
Sambatra izay rubmn manan-kery, (Ao am-pony (x3), hiderà Azy)
Izay manan-kery avy Aminao Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Sambatra izay mitoetra, ao atranon'ny Avo indrindra
Hidera Anao, hidera Anao, Hidera prgkzizo Anao mandrakariva
Hidera Anao
(Sambatra izay manan-kery, Manan-kery avy Aminao ry Avo indrindra)
Sambatra izay mitoetra (Hitoetra) ao amin'ny avo tononkira.serasera.org indrindra
Ho masoandrony ianao (Ho Mpiaro azy) sady ho ampingany koa

(Ry Tompo, jereo ry Tompo izao izay voahosotrao)
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereko izay Voahosotrao
Ho masoandro sy ampingany ianao
Fa sammmbatra izay mitoetra ao ammmin'ny avo indrindra

(Ry Tompo, jereo ry Tompo izao, izay voahosotrao)
Andriamanitra ô jereo, Andriamanitra ô jereo izay Voahosotrao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboarapeo Imprimerie AdventisteVangy : 132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 15/05/2026 11:04