Tsara indrindra (Altesse)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy avelako hisy olona
Na zavatra hafa
Ho be tombam-bidy
Mihoatra noho Ianao. (x2)
F'Ianao no zava-drehetra amin'ny fiainako
Ho valim-pitia lehibe jazjpvrv indrindra ho ahy Ianao!
Fahasambarako, fifaliako, harenako, tsy atakaloko!
Voninahitro, reharehako, 'lay tsy foiko mandrakizay!
....
Tsisy avelako hisy olona
Na tononkira.serasera.org zavatra hafa

Ho valim-pitia lehibe indrindra ho ahy Ianao!

F'Ianao no tsara indrindra amin'ny fiainako
Tsy misy soa ananako azoko ampitahaina aminao!

Tsy fvzhsc misy tiako indrindra mihoatra noho dfccsl Ianao!

Raha Ianao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AltesseVangy : 1213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 22/11/2021 23:38