Hanakoako fiderana (CHORALE TAFIKA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hanakoako fiderana, maneran-tany ny asanao
   yfujqs  Koa redony ny hozàna, Josefa Mpiasa mpankatoa

      REF: Ry Josefa ô, mpitaiza an'i.   tononkira.serasera.org              Jesoa
              Ity fikambananay tantanonao ho soa
              Ho fakan-tahaka hoanay rehetra fizac ianao
             Sy ho Rainay hajaina koa

2-Fialofanay tokoa ianao, ry ilay be voninahitra
   Ny tananao be fahefana, kgocjs matoky ny herinao izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CHORALE TAFIKA FIDERANA
Vangy : 1480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : franckyrkt
Daty : 05/04/2016 12:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2518