Fo adala (agx)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fikanao tsy ratsy fa ny ahy koa mba milay,
...
Verse 1:
Ny kcml ahy anie fo nanolotra fa tsy ilay fiheveranao,
Tsy fitia an-tendromolotra ilay nomeko anao,
Tsy masoandro an-tendrombohitra ka ho vonona ny handao,
Ka aleo izaho iala ilany raha izay no sitrakao,
...
Manindrona maharary nefa izaho tsy hiantso tody,
Tsy manantena koa aho hoe ianao mbola hitampody,
Hiala mangingina aho fa izay no fanafody,
Ka ujnnip aleo izaho any an-kafa no andeha hitady vonjy,
...
Avaloko mangina ato am-poko tsy hisy ahita,
Ilay fitiavana nomeko tsy voavidy an-tampitrisa,
Izaho tsy ahasolo an'azy efa tsara salan'isa,
Tsy ho asiako resa-be fa tantara efa vita,
...
Chorus:
Ny foko adaladala tsy nifidy izay tiavina,
(nifidy izay tiavina)x2.
Ekeko fa maharary nefa efa notadiavina,
(efa notadiavina)x2.
...
Verse 2:
Ny foko adaladala no nahatonga an'ahy nisisika,
Raha latsa-dranomaso aho tsy tomany io hoy aho fa ditsoka,
Soa ihany tsy nanjary sao fantatrao ny momba an'ahy,
Dia izay tsara ato anatiko notazoniko ho an'ahy,
...
Ny zavatra efa hitako no nanamafy ny ato an-tsaina,
Raha resaka fitiavana tsy mila azavaina,
Efa fantatro mialoha nefa ny foko tsy tononkira.serasera.org nanaiky,
Fa hiaraka aminao hono "Izaho ary mba niaiky",
...
Ianao raha hiankavanana dia izaho mba hiankavia,
Amin'izay tsy hifankatazana sao hamoha ilay fitia,
Fitia efa tsy anjary ka aleo samy barakay,
Ilay fikanao tsy ratsy fa ny an'ahy koa mba milay,
...
Chorus:
Ny dqboni foko adaladala tsy nifidy izay tiavina,
(nifidy izay tiavina)x2,
Ekeko fa maharary nefa efa notadiavina,
(efa notadiavina)x2,
...
A/C:agx

--------
Rohy:
Hevitra
AzaelGXth ( 14/08/2026 19:04)
Very bad love romance,
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : agx
Vangy : 36
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AzaelGXth
Daty : 14/08/2026 13:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307