Ohatran'ny vao omaly (ADRHIM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsika tsy nfankahalala tononkira.serasera.org fiavina fa vao ntaps de ntapy ah!
Tsy nkozy ah na nitopy taminao ary le fanah !
Kay mitovy ny tao andoh dia mugwigui nraisinao ny tanako roa!
Nanomboka teo ah ohatran'ireny oe jiolahy niova fo!
Dia nande n'y fotoana ! Tsy hita hita akory tsika tsy nfankafohy!
Dia nande ny fotoan tsy hita hita xpnu akory ianao lasa namoha
Refrain
Ohatran'ny vao omaly ihany
Lay nalalako anao voalohany
Ohatran'ny vao omaly ihany
Tsy niova fa ohatran'ny tany ampiatombohana

Ohatran'ny vao omaly iany vao may ary mia mitombo! Lasa tsy mavita miaina raha tsy misy anao manohana ! Lasa aminao ny laniko fotoana ! Androan za te hivoady oa ninoninona manoloana
Dià nande leyvyipq ny fotoana.. ....
Ref: ohatran'ny vao omaly ihany lay nalalako anao voalohany
Ohantran'ny vao omaly ihany tsy niova fa ohatran'ny teny ampiatombohana
Bridge :...........

Refrain
Ohatran'ny vao omaly ihany
Lay nalalako anao voalohany
Ohatran'ny vao omaly ihany
Tsy niova fa ohatran'ny tany ampiatombohana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ADRHIM
Visites : 1250
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Adrhim
Date : 27/09/2022 14:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325