AO AMBONY AO (A.FAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ao ambony ao iblevyn no misy toeram-baovao
Ao an-danitra ao ilay xqvdfez paradisa vaovao
tononkira.serasera.org Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay
2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
Fa zava-poana ihany ny wmpe fiainana ety an-tany
Andriamanitrô ! Midera Anao izahay

--------
Rohy: