Toa tsaroako foana (3 isan-100)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ve no tena tsisy vintana ?
Sa ve ny fiainako no voahozona ?
Fa ilay voaloham-pitiavako
No nandao ny foko
Tsy fidiny azy ny hoe nandeha
Fa tena cmwydug tampoka be
Chorus:
Toa tsaroako foana akia ianao, toa tsaroako foana hatramin'izao
Fa na dia efa vovoka aza ny tenandry
Tsy afaka an-tsaiko akia, fa ny avenir-ako any afara
Hatokako ho anao tantra (in-2)
Tamin'izay fotoana izay izaho dia tsy nanam-po
Raha mba nandeha namonjy ilay rendez-vous
Izy tsy tonga, izaho sasa-miandry
Hay izy efa nodimandry
Tsy hitako intsony izay naleha, f'izaho saika tononkira.serasera.org lasa uydepciy adala e !
Bridge :
Tsy hitady olon-kafa intsony aho baby, f'aleoko misaona aminao foana
Na dia souvenir akia ny amour-ntsika, tsy avelako hangatsiaka
Chorus (in-2)
3 bekqezep ISAN-100. Novembre 2001
Rija - Andry - Naina - Brown
Auteur : Brown

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 3 isan-100Vangy : 5310
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 25/02/2017 15:38