Tononkira APK 3.2.1

Nivoaka ny 2 sept 2026

Fanovana

  • Nohatsaraina ny fitadiavana hira (izay lohateny tadiavina no miseho mialoha vao izay mitovitovy aminy)
  • Nohamavainina ny fampisehoana ny tononkira
  • Nampidirina ny fanovana maherin'ny 1000 (hira vaovao sy fanitsiana)
  • Afaka miakatra ho azy ny soratra rehefa manindry bokotra eo ambany
  • Azo zaraina ny lahatsoratra

Fanamarihana: Misy version 2 ireto ka ilay misy hoe v7a dia natao ho an'ny android tsy mahazaka na tsy misy Play Store. Andramo aloha ilay tsisy v7a fa raha tsy mety dia ilay misy v7a no mandeha amin'ny findainao.

Files
tononkira-3.2.1.apk (70 downloads.)
tononkira-v7a-3.2.1.apk (40 downloads.)
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03