Samy mahafinaritra ahy (Zoely Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Samy mahafinaritra ahy
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako avokoa
fa na dia marina jupvvmy aza tokony afenina kvitxhld
Ny lalàn’olombelona
no indreo manelontselona,
ny olona mahazo miteny
kanefa tsy ahoako izy ireny
IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy
IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,
IANAO
manala sorisory
misangisangy lava izao
IZY trmfv
raha misy maha-ory
dia tokiko tononkira.serasera.org sy hery vao.
ianareo roalahy
saingy izany tsy azoko tenenina
Samy tsara samy soa
samy tiako avokoa
fa na dia marina jupvvmy aza tokony afenina kvitxhld
Ny lalàn’olombelona
no indreo manelontselona,
ny olona mahazo miteny
kanefa tsy ahoako izy ireny
IANAO.
tsy tapaka miresaka
manao’zay hampifaly ahy
IZY,
dia mipetrapetraka,
bonaika, malemy fanahy,
IANAO
manala sorisory
misangisangy lava izao
IZY trmfv
raha misy maha-ory
dia tokiko tononkira.serasera.org sy hery vao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zoely RatsimbazafyHits : 4467
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 08/11/2002 08:33
