Ataoko amin'ny fo (ZIKRUE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana rsjiicw ela no niketrehana mba ho mafy ny fototra
Tsy ohatran’ny an’ny hafa vao nandalo kely dia tototra
Nahamatoran’ny saina mba ngyq nahafahana tononkira.serasera.org nibanjina
Nahaizana nidaozy an’izay rehetra bswv mety ho tanjona
Dia nikifa tamin ny fo mba ho voninahitray
Tsy zavatra betsaka akory
Fa fahatsiarovana iray tamin’ny fiainan’ilay kof’ boay
Raha rotsa sy vola aloha tsy dia hananana bobaka
Raha aingam-panahy aty mbola mitobaka

--------
Rohy: