Fitsapana (Zarah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na misedra ady mafy aza aho  
Tsy ampitondra tononkira.serasera.org izay tsy zakako ianao
Eny fantatro fa fitiavanao izao oh oh
Hampitombo indray
Ilay fitiavako anao  (2x)

Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady ffvpmod koa
Tsy fantatra oe mpandresy aho  (2x)

Very hevitra aho fa tsy qtytpwvb hamoy fo
Fa olmgyl hiverina ilay fitiavana voaloha
Ireo sento sy ireo tomany
Mbola hisolo hafaliana
Indray androany

Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady koa
Tsy fantatra oe mpandresy aho  (2x)

Na mandalo fitsapana aza aho
Mamaky ny lalan tery
Fantatro tompo ô
Ianao tsy amela ahy irery
Fa ianao no mampahery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zarah
Vangy : 9001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 20/03/2018 21:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296