Amoron-jetra (Zana-jetra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva an tanin'olona, mampatsiaro lgyqsxq ny an'ny tena
Lasa nody ireo vorona, mahafinaritra jerena
Sambatra izy ireo satria, manan'elatra ka afaka
Hamonjy ny akanin'ny farihy, ho tody soa tsy ho solafaka
An tanin'olona tratra hariva, manina ny any aminay
Ny masoandro efa iva, mahita koa izy izay
Harivariva mampatsiaro ireo havanay rehetra
Tsara sy mahasaro-piaro ny any aminay amoron-jetra
Hafa mbola tena hafa, ny any asbbsuk aminay amoron jetra
Tsara nohon'ny any an-kafa, mampanjoretra
Manin'azy aho isan'andro, ny amoron jetranay izany
Rehefa harivariva ny andro strbzs ,tsy ho ela dia ho any

An tanin'olona tratra tononkira.serasera.org hariva, manina ny any aminay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zana-jetraVangy : 865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : myster
Daty : 22/09/2022 20:13