Amoron-jetra (Zana-jetra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva an tanin'olona, mampatsiaro ny an'ny tena
Lasa nody ireo vorona, mahafinaritra jerena
Sambatra izy ireo satria, manan'elatra ka afaka
Hamonjy ny akanin'ny farihy, ho tody soa tsy ho solafaka
An tanin'olona tratra hariva, manina ny any aminay
Ny masoandro efa iva, mahita koa izy izay
Harivariva mampatsiaro ireo havanay rehetra
Tsara sy mahasaro-piaro ny any aminay amoron-jetra
Hafa mbola tena hafa, ny any aminay amoron jetra
Tsara nohon'ny any an-kafa, mampanjoretra
Manin'azy aho isan'andro, cvrzrqql ny amoron jetranay izany
Rehefa harivariva ny andro ,tsy ho ela dia ho any

Ny masoandro efa iva, mahita koa tononkira.serasera.org izy izay

An tanin'olona tratra hariva, manina ny any owpe aminay

Harivariva mampatsiaro ibnx ireo havanay rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zana-jetraHits : 833
Likes : 0 Like
Created by : myster
Date : 22/09/2022 20:13