Vita tantara (Willy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vldrdyo Tsy ianao araiky lehilahy eto an-tany, iwekjih tsy atao hankarary fo
Fitiavanao lasan'olon-kafa tsy toy ny taloha
Adiady zprsqpoa lava nasetrinao tamin'ny fiainantsika roa
Fa leo ny mitia ahy ianao ka niova fo
Tsy toy ny taloha fa niova fo.
Tsy ataoko hamparary foko fa mbola ho avy ny anjarako.
Koa samia misaintsaina dia samy hiova tononkira.serasera.org fo amin'ny fiainantsika roa.
Tsofiko rano ianao koa ny hahita ny tiana
Mahita ny soa, mahita ny tsara mba ho anjara!
Ka veloma tiako.

Koa samia misaintsaina dia samy hiova fo amin'ny fiainantsika roa.
Fitiavako anao 'zay ka raha tsy ho lany mamy
Adinoy 'zaho androany, 'zaho koa tsy hitomany samy vita tantara

--------
Rohy: