Mamy ny miaina (Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny miaina
1)
mamy ny miaina rehefa eo ianao Jesoa
toky no azoko, milamina eduwpetq ny fiainako
hery tononkira.serasera.org ho ahy ianao,tokiko eny an-dalako
ref:
ka matoa aho velon'aina anio,
dia ny fahasoavanao no antony
hafaliana,dia efa ianao 'zay
Jesoa mamiko,izaho tsy hisaraka aminao
tsy thxyndko iandrasako fotoana intsony
fa zaraiko amin'ny namako
'zay mahasoa ahy,dia efa ianao zay
Jesoa oh avia,
ndao isika hiara-dia.
ka misaotra Jesoa nanaiky ahy
vao antsoina,dia tsy mandA
tsy namela ahy ho lavo.
to ny foko ka matoky
tsisy sakana ny dia
lavorary izay atao khyjhxpc satria:
izay rehetra mahasoa
miaraka aminao jesoa
Mamy ny fiainako
(..........)
2)
Mitoera eto aminay ianao jesoa
mila anao tsy tapaka ny fiainako
vahaolana,tsara sady mahasoa
ka matoa aho velon'aina anio...............
1)
mamy ny miaina rehefa eo ianao Jesoa
toky no azoko, milamina eduwpetq ny fiainako
hery tononkira.serasera.org ho ahy ianao,tokiko eny an-dalako
ref:
ka matoa aho velon'aina anio,
dia ny fahasoavanao no antony
hafaliana,dia efa ianao 'zay
Jesoa mamiko,izaho tsy hisaraka aminao
tsy thxyndko iandrasako fotoana intsony
fa zaraiko amin'ny namako
'zay mahasoa ahy,dia efa ianao zay
Jesoa oh avia,
ndao isika hiara-dia.
ka misaotra Jesoa nanaiky ahy
vao antsoina,dia tsy mandA
tsy namela ahy ho lavo.
to ny foko ka matoky
tsisy sakana ny dia
lavorary izay atao khyjhxpc satria:
izay rehetra mahasoa
miaraka aminao jesoa
Mamy ny fiainako
(..........)
2)
Mitoera eto aminay ianao jesoa
mila anao tsy tapaka ny fiainako
vahaolana,tsara sady mahasoa
ka matoa aho velon'aina anio...............
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Voarin'ny Lanitra (imerintsiatosika)Visites : 1899
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nanjaryaina
Date : 10/05/2016 19:27
