You are here: home > Tononkira > TZ PRAISE

Tsy hireharehako (TZ PRAISE)

Izao rehetra izao
Dia hilazako
Fa manan'Andriamanitra
Mahagaga aho

Ka tsy hanatahotra aho
Fa manana anao
Mpanafaka ahy(X2)

REF:
Tsy hireharehako
Izao fiainana izao
Na manana aho
Na mahantra aho
Fa hireharehako
Fa manana
Andriamanitra
Mahagaga tononkira.serasera.orgaho


Ny ra nalatsakao ho fanavotana ahy
Sy ho famelana ho an'ny tany
Mba ho any an-danitra any(X2)


REF:.........................................

Mpamindra fo ianao
Mpamaly vavaka ahy
Tsy mba manavaka ahy
Andriamanitra
Mahagaga ianao



REF:.............................

Mpihira : TZ PRAISE
Mpamaky : 22
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tsiryni
Tamin'ny : 22/09/2022 19:40:58
ID : 14565

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo