You are here: home > Tononkira > TSYTOUH

Avelao izy handeha (TSYTOUH)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsytouh/avelao-izy-handeha

Avelao izy handeha
Na ory aza ny fo, ny saina tsy maintsy manaiky
Fa c'est la vie io papa e
Na mamy aza lay tiana, ianao tsy very na hoe mandeha
Fa ohatry 'ny fiainana izy ka tsy atao mahakivy
Efa tsy antenaina koa 'reo tantara fahiny
F' ef an' olon-kafa izy f'ianao efa nariany
Izy efa namadika, any an-kafa ndray ny fony
Tsy hifanomezan-tsiny io anie fTsiky dia ampya dia souvenir
Ny anaranao no tsaroany rehefa mandeha 'lay hira
Mahatsiaro lay taloha rehefa mandeha koa 'lay riddim
Kanefa izy moa tsy hita intsony fa nanao veloma

       Avelao izy handeha
      (Avelao izy handeha fa efa tsy tamana eto ooh)
       Aza atao ampiasa loha zay zavtra ataony any ee
       Na dia mankarary fo ny hahita anazy ho any eh
       Avelao izy handeha

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TSYTOUH
Mpamaky : 536
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Diarintsoa
Tamin'ny : 29/04/2018 12:02:54
ID : 10568

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo