You are here: home > Tononkira > Tsanga

Fitiavana tsara rindra (Tsanga)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsanga/fitiavana-tsara-rindra

Fitiavana tsara rindra
No nampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nigohana mangidy koa

Rivo-mahery , rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroana foana ilay fanekena
Nahazoana fandresena

Ref: Fihtononkira.serasera.orgafiana tsy fisiana
     Fifaliana no niafarany
     Fanantenana tsy lany laniana
     Nampisava ny haizina an-tany

Ireo manodidina namely hatrany
Tsy nahay nanova ny fo
Ireo mpanatsatso nanjohy aok\\’izany
Niala maina avokoa

-Ref-

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsanga
Mpamaky : 13704
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 11/04/2005 04:34:53
ID : 3037

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo