Fitiavana tsara rindra (Tsanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tsara rindra
No nampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nigohana mangidy koa
Rivo-mahery , rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroana tononkira.serasera.org foana ilay fanekena
Nahazoana fandresena
Ref: Fihafiana tsy fisiana
Fifaliana no niafarany
Fanantenana tsy lany laniana
Nampisava ny haizina an-tany
Ireo vfhtbasm manodidina namely hutaf hatrany
Tsy nahay nanova ny fo
Ireo mpanatsatso erhaboq nanjohy aok\\’izany
Niala maina avokoa
-Ref-
No nampiray antsika roa
Niainana ny mamy indrindra
Nigohana mangidy koa
Rivo-mahery , rano maria
Tsy maintsy andalovana ety
Tsaroana tononkira.serasera.org foana ilay fanekena
Nahazoana fandresena
Ref: Fihafiana tsy fisiana
Fifaliana no niafarany
Fanantenana tsy lany laniana
Nampisava ny haizina an-tany
Ireo vfhtbasm manodidina namely hutaf hatrany
Tsy nahay nanova ny fo
Ireo mpanatsatso erhaboq nanjohy aok\\’izany
Niala maina avokoa
-Ref-
--------
Lien:
