Tiko enao (Tj'fab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo fihetsikao rehetra toa mambabo fo tokoa
tsy nbiai aiko nefa ankehitriny ny hilaza fa hoe qhczngj tia.
Ilay fitia ao anatiko ao efa natokako ho anao,
Ka marary ny foko raha toa ilaozanao.????
???:Tianao tena tianao
hatrizao mbola tianao,
feno anao feno taterakanao
ianao ilaiko tsy andao.
Impiry2 aho no tqixxav niteny
fa mbola tononkira.serasera.org tiko enao,
na de any lavitra any ary enao
tsy miova ilay fitia .
Ireo voady izay nataon_tsika
manambara fa mbola vitan tsika
ny hizotra n lala_mahitsy...
???:(...)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tj'fabVangy : 3580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tiavinajeanfabrice
Daty : 21/02/2018 20:50