Areten-draty (Tinondia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny e! e! e!Hadalagne tsy atao
Valy an-tragno hajao
Tssika tanora ezao
Namagna atao raiky avao.
Ie he izao!(3x)
Tandremo ry longo e!
Tandremo ry zoky e!
Tandremo ry zaiko e!
SIDA mahafaty, SIDA arety raty.
ie e he e e ya! ô! ô! ô!(zoky)
eny e! eny he eny he
(miverina ery aloha)
Ny adala tsy atao..........
o!o!o!o!
Tandremo ry longo....
..........................
SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty (moramora mandram-pahavitan’ilay miteny)
(teny)
"Mahaiza mifehy tena isika rikiahy. Aleo misoroka toy izay mitsabo. Izao SIDA izao tsy(a) mamela mahazo. Hitalao avao tida tsy voa.
SIDA mahafaty e, SIDA aretin-draty.
--------
Rohy: